(Maintimolaly) Misaora an'i Jehovah, Miantsoa ny Anarany ; Mitoria ny asany, Amin'ny ny olombelona. Ambarao ny fiantrany, Lazao ny famindrampony, Fa mahagaga antsika Ny fitiavany antsika. Mpanota tsy naringana, Very mana-Mpanavotra, Maty ka nomeny aina, Ho velona mandrakizay. Ry Andriamanitray ô ! Ry Jesosy Mpamonjy ô ! Ry Fanahy Masina ô ! Vonjeo ny olona ory. Fa zohy no itoerana, Lava-bato no ierena Fa indrafo no ifalian' Ny mpivahiny mandala.Şöhratlar Saňa Сенинг Номинг Ажойиб Мощта на Силния Верю я знаю я Ти світ створив Uh uh odi il vento Indahnya Saat yang Teduh yswʿ ạ̉ḥbk Jingle bells Taňrym, Halasgärim Sen
Song not available - connect to internet to try again?