Misaora an'i Zanahary 'Zao olona tontolo izao; Dia mankalazà Azy, Fa anton'izao rehetra izao Izay zavatra nomeny Mahafaly, mahasoa; Toy ny andro fararano, Toy ny andro mipoaka. Dia ampitomboy ny sainay Hahalala ny teninao, Hahafantatra marina Izay sitraky ny fonao.Kde si, môj premilý Pane a Kriste О, КУДАЙ, ОЛ СЕН BENDECIRÉ AL SEÑOR พระเจ้าประเสริฐ Миний чин үнэнч найз Առանց Քեզ Ես Ոչինչ Չեմ Կարող Just as I Am Ӧні зэв лӧнь кадӧ сувтім кевмысьны Любимый Папа ʿly̱ ʿwd ạlṣlyb
Song not available - connect to internet to try again?