Misaora ! misaora an'i Jehovah, Ry olona atý an-tany ô ! Fa lehibe ny indrafony Ka maharitra mandrakizay. Misaora ! misaora an'i Jesosy, Ry olona atý an-tany ô ! Fa vitany ny famonjena, Ka misokatra ny lanitra. Misaora ! misaora re ny Fanahy, Ry olona atý an-tany ô ! Fa fahazavana no omeny Ary fanavaozana am-po.Titok és ajándék No hay lengua humana que podrá Мөнхийн Эзэн Hermanos en la lid de Dios 末后的光景 hl ystṭyʿ ạlrb by في عيد ميلادك Któż poznał myśli Pana Glory-Jah Я, восхищенный
Song not available - connect to internet to try again?