Misaotra Anao izahay Jehovah Tompo ô ! Fa efa naharay Ny soa taminao. Ka lalandava no Isaoranay Anao Ho eo am-bavanay tokoa Ny teninao. Fa reharehanay Sy famonjena koa Ny Tompo tia anay, Tsy manam-paharoa. Ny fandresena soa, Ny fiononam-po Dia avy taminao, Ka hery manavao. Ny olo-mino Anao Sy ireo mpanomponao Na velona na maty, Dia misaotra Anao. Ka sambatra tokoa Fa manana Anao Izahay, ry reharehan' Ny Fanahy ô !ạ̉wrsẖlym fy ạlsmạʾ పాడెద నేనొక-నూతన గీతం Yuragingda nima bor (anʼanaviy) ạ̉nạ ṣnʿt lk Вот ночь уж наступила Прости и подними Rescue rby jỷt mn ạ̉jly Сон заманлар гелийор Жуда яхши чумоли
Song not available - connect to internet to try again?