Misaotra Anao izahay, ry Ray, Fa sitrakao homena ho anay Ny Zanakao malalanao ; Ilay tokanao no he natolotrao. Atolotray ny saotranay, O ! Raisonao anie Jehovah Ray. Misaotra Anao, Jesosinay, Ny fitiavanao tsarovanay : Nalatsakao ny rànao soa Hanavotra aina ny mpanota voa ; Atolotray ny saotranay Ka raisonao e, ry Jesosinay. Misaotra Anao, Fanahy koa, Mamelona sy monina ao am-po. Havaozy ao anaty ao Ho tonga lapanao madio sy vao Atolotray ny saotranay Ka raiso, ry Fanahy tokinay.La torre di Babele Un grido wḥdk Eternal Father, strong to save Будь храброй душа и стой до конца jạynlk rby إنت يسوعي Чемпион Mi rialzerai Arenas que deslizan
Song not available - connect to internet to try again?