Misaotra Anao izahay, ry Ray ! Fa tsy nafenina anay Izay tena sitrakao tokoa Mba hahazoanay ny soa. Ka mitariha anay izao Handray ny toro-hevitrao Izay lazain'ny teninao Hanaoavanay ny sitrakao. Ampahirato izahay Hahaizanay mahita anio Ny zava-mahagaga anay Ao amin'ny lalànao soa. Ampianaro izahay Ho tia tokoa ny teninao, Ka hankatò ny didinao, Hanaiky hotapahinao. Ny asan'ny Fanahinao Mba tanteraho aminay Hampiorina ao anatinay Izay lazain'ny teninao.أنا كتير صغير Перед троном Твоим Дүниені бір сөзіңмен жараттың 耶和华的恩典 Doamne n-am aur nici pietre scumpe Intet er umulig! Оо Кудайым Летний вечер Քեզ եմ Ծարավում Davanti a te
Song not available - connect to internet to try again?