Misaotra Anao 'zahay, ry Ray Noho ny fitiavanao Ny haizi-kitroka nisy ahy Indro, fa nidiranao He hazavana lehibe no Indro fa naposakao Ka ravoravo ery ny fo Izay midera Anao Inona àry no havaliko Anao Noho ireo soa efa narotsakao He hazavana lehibe no Indro, fa naposakao Ka ravoravo ery ny fo Izay midera Anao Na dia tsy mendrika, ry Ray 'Reto te hidera Anao Dia notoloranao tokoa Ny fanavotan-dehibe Na dia mahantra aza re dia Novidin'ny Zanakao Tamin'ny Rany izay madio Mba ho isan'ny Anao He menatra tokoa ry Ray Hifanatrika Aminao Kanefa noho ny Zanakao Indro fa manatona aho Manery ahy 'zany foko Resin'ny fitiavanao 'Lay fo maniry mafy Anao Ka indro, anjakaoAm căutat iubirea Tie Isuse Tie ma-nchin NA CERHTI PUTTER Саған теңдес ешкім жоқ دینگه خودای بیلِن bó shì xún qiú yé sū كل شي بوقته Soldato Красота Иисуса светись во мне Колко славно е името
Song not available - connect to internet to try again?