Misy didy tena tsara Izay nomen'ny Tompo hoe : Mba mifankatiava tsara, Hianareo izay mino e ! // Ka miraisa // Izao no didy lehibe. (in-2) Tonga Jeso mba hanompo Sy mba hampihavana ; Tsy mpanaraka ny Tompo Izay tsy tia namana. // Ka tadiavo // Izay ho fampiraisana.(in-2) Fa iray tokoa ny Loha, Dia Jesosy Zanaka, Endriky ny Ray Tsitoha, Izay halaina tahaka. // Tsy ho resy // Raha miray ny tafika. (in-2) Jeso no Ilay foto-kazo, Tena voaloboka ; Ka ny sampana halazo, Raha tafasaraka. // Ikambano // Ka aza mba mihataka. (in-2)Unos de los otros se apartarán Бурунгулар чаяаттынып тыптырының мурнунда, yạ rạwyny yạ yswʿ Гьоксел Бабам Вар Гюзел Диярда దేవునికి స్తోత్రము గానము На землю спускаются тени Sana Güvenirim Scendi qui Күннен үйрен жарықты сыйлауды Сердцем буду я любить Творца
Song not available - connect to internet to try again?