Misy ny fonenana Vita re, ho ahy, Tany ifaliana, Mamin'ny fanahy ; Ao, tsy misy tahotra, Ao ny Tompon'avotra, Hira mahafinaritra No ataon'ny any. Saotra no hataoko ao, Faly fa nandresy ; Hiakanjo fotsy vao, Haingon'ny mpandresy. Ny anjely masina Hiaraha-monina, Jeso Tompo marina Hiampofo ahy. Izaho voavidinao, Ry Mpamonjy tsara, Sady namboaranao Lova tsara fara. Koa mba arovinao Toy ny ondrikelinao Izaho izay fanananao Ry Mpiandry Tsara !Жизнь дается лишь однажды Immagini di una vita Die Berge verkünden er ist Herr Mój Boże Барух Адонай Forever أقف بين الجموع Marilah, Marilah, Hai Saudara Я у брега погребенья THE LILY OFTHE VALLEY
Song not available - connect to internet to try again?