Misy toerana voafidy Manan-daza lehibe, Dia saha saro-bidy, Tena mahavokatra e ! Saha feno fitahiana, Misy voka-tsoa erý ; Ao no mendrika haniriana Saha masina izy ity ! Ny Sekoly Alahady, Io no sahanao, ry Ray Ny Baiboly no angady Hanasoavanao anay ; Mahavatra ny Mpamboatra, Ka mirobona tokoa ; Voakarakara loatra, Ka mitombo sy mamoa. Midadasika ny tany, Nefa karakaina koa ; Fa ny sahanao ihany No tsy manam-paharoa. Misy rano tsy mba ritra Dia Teny Masinao ; Izay toriana eran-tany Mikoriana lava izao. Ny ankizy sesehena No mivory eto izao ; Ireo no hazo ambolena Ao anaty Sahanao, Raha mirona mba tohano, Raha lavo, ajoroy, Zaza osa, ka tantano, Mbola kely ka toroy !向西向西行 어린양 찬양 U goedhed, Heer, kan ons nie ... ạ̉rạk tbḥtẖ ʿny kyf ạṣf Небо и земля небо и земля Ascultă poporul Meu 我们要得着加倍的灵 Humíllate wqt ạlnwm
Song not available - connect to internet to try again?