Misy zaza marobe Faly, sambatra ao ambony ; Ny devoly lozabe Tsy mamely azy intsony, Izy ireo dia zazakely Tonga naman'ny anjely. Mba irionao tokoa Ny ho naman'izy ireny, Indro, misy zava-tsoa Ho anao raha tonga eny, Dia afoizo sy ario Izay rehetra tsy madio. Tompo, raiso izahay Mba ho zanakao handova Lapa soa rahatrizay Lova tsy miovaova ; Manan-jara aoka izany Izay rehetra tonga any.رب ذا الكون Ертөнцийн Эзэн хүн бид Prepusť, prepusť ma, môj Pane Раббимизи севеджем Когда ты открываешься для Бога O, wstań, o, wstań dla Pana rạfʿ rạyẗ Иса'нън Исминде تعال يا رب لبلادنا بنهضة Tel que je suis
Song not available - connect to internet to try again?