Mivory eto izahay Hiantso ny Anaranao, Jehovah Masina ô ! Dia manomeza anay anio Ny soa avy taminao, Ho fitahiana. Ny vavaka tononinay Miakatra any Aminao, Mpamonjy tia anay ! Mba raiso ao an-danitra Ho zava-mani-pofona Izay ho tianao. Ny saotra izay aterinay Mba raisonao, Jehovah ô, Andriamanitray ! Ny vokatry ny molotray Dia aoka ho fanatitra Ankasitrahanao. Ankehitriny, Tompo ô ! Omeo ny Fanahinao Hitoetra aminay. Ho fanalana aizina, Sy fanoloran-kevitra Ho an'ny olonao.محبة الآب سمت Junto a tus pies quiero posar Vieni a Gesù Отец, Твоим величьем восхищаюсь Надежда мира Я шла к Тебе Иисус Já mám kocábku أورشليم Эй, Ҳудо-Сен менинг, Тангримсан Нека господ е на трона
Song not available - connect to internet to try again?