Mivory maro eto Izahay navotanao, Ny saotranay no ento Ho voninahitrao ; Mifaly sy mihoby Mandray ny irakao, Ka eto no mitoby Mangataka aminao. Ry Kristy tena Andry Sy Vatolampinay ! Ry Lohan'ny mpiandry Sy Tompo tokinay ! Tohano mba hijoro Ity mpanomponao, Tinendry ho mpanoro, Mpilaza hafatrao. Handray ny asa mafy, Koa aza ilaozanao ; Hitory, ho mpamafy, Ka dia mba hazavao. Vokiso lalandava Ny saina tianao ; Omeo ny andro lava Hanao ny asanao. Tahio mba ho salama Hahefa ny anao, Ho iraka mafana Ampian'ny herinao ; Mandrava manda mafy Mba hampanjaka Anao, Koa aoko mba hihafy, Fa izay no sitrakao. Ny fitaizam-panahy Adidy lehibe, Ampio mba tsy hanahy Ny asa maro be, Ka dia tahio ny asa Hataony ho Anao ; Ny fony no mikasa Hanoa izay didinao.В молитве склоняюсь я wlạ fy̱ gẖybwbẗ wạḥdẗ sạ̉lt Бог посылает все для нас ṭwby̱ lnạ snnsẖd Ka Bishe Ni, Ya Jehovah Who Am I - Music Érted élek, Uram Буцах замгүй Выбирай
Song not available - connect to internet to try again?