Moa ho haiko tantaraina Ny hasoavanao ? Mifamatra tamin'aina Ny fitiavanao. Ny vahoaka sesehena. Izay nahazo famonjena No hidera Ilay Mpamonjy soa. Jeso no derao, Jeso no derao : Izay nataony ambarao : Jeso no derao. Fiadanana nafoin'i Jeso Tomponay, F'efa tonga ny fotoana, Sitraky ny Ray Olom-bery nozahany Ny fatorany vahany Hajambana koa nalany Tsy ho ao Jeso no derao. Hoderaina lalandava Ny Anaranao, Fa ny aizina nisava Eo imasonao : Na tsy tian'ny sasany aza Ny Anaranao malaza, Izaho kosa hankalaza Azy re. Jeso no derao, Jeso no derao : Izay nataony ambarao : Jeso no derao. JESOSY KRISTY TOMPO 1. NY FIHAVIANY SY NY FIVERENANYАнгелы на небесах радуются с нами مبارك شعبي مصر Vilken vän jag fann Haydi Tanrımız'a Şükredelim Devant le trône Alle Welt sei erfüllt كەل، زامانداش 亚伯拉罕所信的神 zhǔ yǐ yù bèi zhōng guó Бар әлемді жаратқан құдіретті Құдай
Song not available - connect to internet to try again?