Moa mba efa misy va Fahoriana toy izao ! Jeso 'Lay Mpanisy soa, Tompo sy Mpanjaka koa Entina tsy meloka, Entina any Kalvary ? He, ny lanivoany Voatsindron-defona ! Tongotra aman-tanany Voafantsika avokoa, Eny, fa ny ainy koa, Foiny tany Kalvary. Mafy 'zay ry Jeso ô ! Mafy nefa zakanao, Ny fitiavanao anay ! No niaretanao izay Menatra aho, Jeso ô Raha hadino Kalvary. Taomy aho Jeso ô ! Mba ho any Kalvary, Ka ny foko tsy madio Mba diovinao anio ! Ento aho, Jeso ô ! Ento any Kalvary.Раббим Сана Яклашъръм Haz cambiado mi lamento Крылья веры Non c'è altro trono Niebezpieczny to stan Aý aýdyň gije.. แด่องค์ผู้ประทับบนบัลลังก์ แสนสุขสันวันประชุมนี้ ạ̉ḥly gẖnwẗ La tua luce
Song not available - connect to internet to try again?