Moa misy va ety, iriko toa Anao ? Ry Tompo be fitia, Mpanao izao rehetra izao Ny foko lasanao, ry Ray Malala ô ! Jereo ty zanakao izao miantoraka Aminao Moa misy va ety, iriko toa Anao ? Jeso sakaiza, avia Hianao hiara-dia izao Ny foko tia Anao, oneno, anjakao Tsy hatakaloko Hianao, « Ry fiainako vaovao » Moa misy va ety, iriko toa Anao ? Fanahy hendry ery, Mpanoro izay rehetra atao Ny foko, he ! Anao, Fanahy Masina ô ! Ny fiainako ovay ho vao, ka hamasinonao Moa misy va ety, iriko noho Ilay Nesoina tany Kalvary, 'Lay Indrafon'ny Ray Jeso Malala ô ! Endrey 'ty vitanao Hianao no hetahetako sy hasambarakotạ̉ml 4 Узун, Къса, Орта Бойлу Eğer Tanrı Bizden Yanaysa ạ̉yạ mw̉mnwn hyạ bạlthlyl ربنا جه علشانا ربنا رەب ساڭا، مەن تەشنا Biz Xudoni koʻramiz Dúnıeni súıgendikten Jaratqan Táńir 主啊求你给我祝福 Dieu incomparable
Song not available - connect to internet to try again?