Mpanota ory sy mahantra Henoy ny teny ho anao Jesosy Tompo be fiantra, Nisolo voina anao, Ka Izy feno indrafo Mitaona anao hiova fo. Jesosy Tompo sy Mpamonjy Miantso ny anaranao « Mpanota very mila vonjy Minoa Ahy hianao ; Ny sainao aoka ho vaovao, Ny fomba ratsy ialao ! » Jesosy koa mampahery Ny sasatra ao an-dalana ; Ny rany soa manan-kery Hahafaka ny entana ; Jesosy tsy mandroaka Ny ory izay manatona. Ka itokianao ny teny Naloaky ny vavany ! Ny mino Azy hovonjeny Hanatrika ny tavany. Sakaizako mahantra ô ! Ario ny famoizam-po.Önünde Eğiliriz Vory izahay izao Ježiš môj, pred Tvojou stojím obeťou mn ậlạf ạlsnyn فرح .. فرح .. فرح لكل الأرض - عيد الميلاد 2010 wǒ hǎo xiàng yī zhǐ lóng zhōng de xiǎo niǎo ạ̉nạ sny ṣgẖyr Приди لما عدوي يحاربني О Господь Тебе хвалу
Song not available - connect to internet to try again?