Mpivahiny aho eto Tahaka ny razako, Ka ny foko feno sento Amin'ny alehako. Eny, tsy etý tokoa No ho fitsaharako, Fa mandalo avokoa Izay rehetra hitako, Ka izaho tsy miato Andro aman-alina, Nefa aho izay misento Dia hasoavina. Be ny mampahory ahy Mila tsy ho zakako, Toa velona hiahy Ao am-pandehanako ; Nefa kosa tsy mba tery Sady tsy mamoy fo, Fa izaho tsy irery Eto amin'ny manjo, Fa Jesosy momba ahy Ka manafa-tahotra ; Raha ory ny fanahy, Izy no mahavotra.Per il cibo قام حقًا tạqt nfsy In(evitabil)mente tʿlyq 1 - ạlmsyḥ qạm In the rifted rock I'm resting Աղքատին Աղբանոցից Վեր Բարձրացնող Mai e puțin pe această cale من الأعماق Twendeni Askari
Song not available - connect to internet to try again?