"Mpivahiny ! mba lazao ; Zovy moa hianao ?" "Izaho namanao ity, Fa miandry Ilay ary." "Mpivahiny ! mba lazao : Iza no andraisanao ?" "Jeso, Havako arý, No andrasako aty." "Mpivahiny ! mba lazao : Aiza no halehanao ?" "Lalana ety avokoa Sady sarotra tokoa." "Mpivahiny ! mba lazao : Iza no harahinao ?" "Jeso, Zoky be fitia, Tsy mamela mba hania." Mpivahiny ! mba lazao : Aiza no hodianao ?" "Ao an-danitra madio No aleha ankehitrio." "Mpivahiny ! mba lazao : Iza no handray anao ?" "Jeso, Ilay Mpanjaka soa, Tompo, Havako tokoa."Сен Гелдин Ya viene a mi alma un son Na Twoim krzyżu حب يسوع Voglio vedere Cristo innalzato أجهل ما سوف يأتي ماختاشقا لايىق سەن ئەيسا РОЖДЕСТВЕНА АЛИЛУЯ Имя Твое слаще мёда يا رب ليك كل السجود
Song not available - connect to internet to try again?