(Maintimolaly) Na be no mahareraka, Tsy mety kivy ny mino ; Ny Tsitoha no heriny Ny lehibe no tohany. Ny hani-mandrakariva Mofo avy an-danitra Ny sotroin'isan'andro Dia rano mahavelona. Manda afo no arony Finoana no ampingany, Vavaka no fofon'ainy, Odiaina no tànany. Ho lavorary ny diany, Ho resy ny fahavalony, Dia sitraka no hitany, Voninahitra no azony. Mahereza ilay malala, Aza ketraka hanompo, Lasa ny Mpitari-dàlana, Hanamboatra ho anao.我已经懂得怎样去选择 ạrḥmny yạ rb Менин жалгыз каалоом Да Он воскрес Stará archa Səni gözləyirəm, Sən gələcəksən حكولي الناس - موسيقي إكليلة مضفور Allahın ordusu Сина
Song not available - connect to internet to try again?