Na inona inona hitranga, Jeso ! Na ny lanitra ho manga, Jeso ! Na ho maloka mangina, Jeso ! Dia ho feno fifaliana, Jeso ! Ny fotoana dia handalo, Jeso ! Fa tsy hisy hampimalo, Jeso ! Raha miorina ao am-poko, Jeso ! Ilay fitiavanao inoako, Jeso ! Raha jereko ny andro lasa, Jeso ! Tao ny tsiky, tao ny ratra, Jeso ! Nefa Hianao, Ilay Mpampahery, Jeso ! No nambomba sy nijery, Jeso ! Ny fotoana ..sns. Ny ho avy antenaiko, Jeso ! Mbola ho fifalian'ny saiko, Jeso ! Ny hasasarako hisava Jeso ! Ny harivako hazava, Jeso ! Ny fotoana ..sns.يا سيدي الغالي Ne İyisin Come un sigillo Dari IV Track 03 Алтын эмес, зер дагы эмес Dua ilahisi No Longer Slaves Jeg vil være Din Великий страшный день суда yạlly bdyt ạlrḥlẗ mʿạyạ
Song not available - connect to internet to try again?