Nakambanao, ry Tompo ô ! Adama sy Eva nankatò Ny fampakaram-bady, Tahio sy vimbinonao Ireto anatrehanao Manaiky ho mpivady, Hahay handray Ny anjara izay hihatra Izy roa Ary hifanisy soa. Dia nifanaiky izy izao ; Ry Tompo ô ! vimbinonao Mba ho iray tokoa ; Ny fony mba tarihonao Hanaraka ny didinao Nomenao azy roa ; Izao handao Ray sy reny, ka ny teny Nolazainy Enga anie ka tsy hovany.I come to you Iysaǵa kel! Quand les montagnes Solo per te Xudovand panohingdur Dobrý je náš Pán MY SAVIOUR'S LOVE twạḍʿy nfsy Del cielo descendió Angels We Have Heard On High
Song not available - connect to internet to try again?