Namely mafy loatra Ny henatra aman-tahotra ; Tsy afaka ny aizim-po, Fa mbola tao ny heloka, Nandroso aho nivavaka : Ry Jeso ô, Mpanavotra ! Izao no angatahiko ; Mba mamelà ny heloko. Izaho tsy hiahotra ; Ny tenako atolotro, Izay rehetra ananako Anao, Mpamela heloka. Ny tahotra dia levona, Ariako ny henatra, Satria mandre ny feonao Hoe : voavelako ny helokao. Endrey ! ny hafaliako Izay velona ao anatiko, Ka sahiko ny hanao hoe : Voavelanao ny heloko.يا صاحب الحنان سۇيەمىن سەنى اكە، شىن جۇرەكپەن yạlạ nʿly ạ̹sm fạdynạ yạ ʿạlm ạlạ̉ḥwạl Hierdie Kind Аспанда таңғы жұлдыз туған кезде Vite vuote ạ̉nạ ʿạyzk ạ̹nt - sạtr Магтан дуулъя миний сүнс ээ ʿạysẖyn lk bạlḥb
Song not available - connect to internet to try again?