Nanatona Anao, Mpanavotra ô ! Ny olo-mahantra fahiny, Ny rofiny be, ny senton'ny fo Naneho fa soa no niriny. Tsy nety ho sasatra Hianao, Tsy nisy nolavina akory, Fa samy nandray ny indrafonao, Ka ravo ny olona ory. Manatona Anao, ry be indrafo, Ny olo-mahantra anio, Fa be siasia, sy reraka am-po Ka raisonao ankehitrio ! Ny maty omeonao aina vaovao, Ny sasatra ampiadano, Ny masonay jamba mba hazavao Ny rofin'ny fonay sitrano. Ka rahatrizay hanatona Anao, Ny tsy ho farofy intsony, Fa hisy ny Alahady vaovao Ka sitrana tsara ny fony. Izay tany soa misy Anao No hisy ny olonao koa, Hahita ny voninahitrao ao, Ry Zoky malala Tsitoha.Ku Yi Sowa Farin Ciki Дом который стоит на холме (Автор - С.Брикса) Walau Dosamu Merah 地球越来越变暖 Pane, smädní sme po Tebe HOMAY ÎSA Nem felejtem el Die Seën ạ̉nạ bḥb ạlrb yswʿ Bind us together, Lord
Song not available - connect to internet to try again?