Nitondra ny zaza ny reny tao Salema, Mba hotahin'i Jeso Kristy be indrafo ; Nolavin'ny mpianatra izy, Nefa hoy Jesosy hoe : "Avelao ny zaza hanatona izao" Fa Ahy ny zaza ka tiako indrindra, Mpiandry zanakondry Aho ka aza mandà ; Fa raha manantona Ahy izy, Hotahiko tsara e : "Avelao ny zaza hanatona izao" Endrey mahagaga Ny fiantran'i Kristy, Fa indro zazakely aza asiany soa ; Avia, manatòna ilay Mpiandry zanakondry, ka "Avelao ny zaza hanatona izao" Ry Jesosy Tompo ! ampanatony Anao re Ny zazakely tafavory eto izao Izay mandrara mba rarao. Ho tò anie ny teninao : "Avelao ny zaza hanatona izao"Az Úr Oly Csodálatos مزمور 139 Ty jsi hoden, Pane Bože náš Rabbim Iso, ming rahmat Истомилась душа в ожидании Наставиш Ты меня Rejette ton fardeau sur l'Eternel lk yạrb ạlʿẓmẗ Numele Tau ئاتامنىڭ تەختىگە يېتەكلىگىن
Song not available - connect to internet to try again?