Nitsangana ny Tompo, Neken'ny Ray ny avotra, Ka ravo ny mpanompo : Misokatra ny lanitra ! Ilay Tompom-pandresena Nandrava fasana, Andriam-pamonjena, Tolory hasina ! Jesosy no Mpanjaka Am-boninahitra, Hiarahako mizaka Ny zon'ny lanitra !Rab Benim Çobanımdır mydly 今日是神的家欢喜的日子 Sa te asculte Domnul în ziua de încercare Bağışla, Allahım, məni bağışla yạ sydy rby ạlʿẓym Biz sajda qilamiz كنت في طين الحمأة Dúfaj, duša moja! Xudoni olqishla
Song not available - connect to internet to try again?