Njay reko, Tompo ô 'Njay re ny feonao ; Miantso ahy Hianao Hankany Kalvary, Tompo lehibe, Raiso aho e ! Mba sasao ny ranao soa Izay tao Kalvary. Malemy aho e, Ka mitaraina hoe : Vonjeo ny aiko, Tompo ô ! Vonjeo ny olonao : Tompo lehibe, .. sns. Ny fiadanam-po Mandresy ny manjo ; Esorinao ny tahotro, Ry Tompo ô ! vonjeo Tompo lehibe, .. sns. Mpanota tsy mandà, Ry Tompo, mamelà ! Ny fahotako lehibe Ifonako tokoa ; Tompo lehibe, .. sns. Ny foko tsy madio Mba diovinao anio Maloto aho, ry Tompo ô ! Sasao ho voadio Tompo lehibe, .. sns. Ny foko no sasao, Ka diovinao izao ; Ny fahotako marobe Levòny avokoa Tompo lehibe, .. sns.Er ist das Zentrum der Geschichte (ohne Accorde) ạḥky ly yạ mrym Můj Pane కల్వరి గిరిలోన సిల్వలో శ్రీయేసు Vezi cum zilele se duc şi anii trec Ho vavolombelonao La regina Ester إلي قلبي حبيبي يا يسوع Лайық емеспін махаббатыңа
Song not available - connect to internet to try again?