Noho ity maraina vao Noho ny masoandro 'zay naposakao Misaotra Anao 'zahay (2) Noho ny sakafo izay nomenao Misaotra Anao, ry Ray Amin'izao atoandro izao Noho ny masoandro izay nohazoninao Misaotra Anao 'zahay (2) Noho ny sakafo izay nomenao Misaotra Anao ry Ray Amin'izao hariva izao Noho ny masoandro 'zay nalentikao Misaotra Anao 'zahay (2) Noho ny sakafo izay nomenao Misaotra Anao, ry RaySei la ragione per cui canto Я бачив цей світ, відчувши сповна: tʿlyq 5 ạ̉bạnạ Haló, zde Boží Rádio مش هايخيب إيماني yạrb yạ qdws Верой كلمة صغيرة ТИ СИ ЛЮБОВ
Song not available - connect to internet to try again?