Nomeko ho anao Ny rako masina, Hanavotra anao, Izay tsy marina ! // Ka dia mba inona izao No Ahy taminao ? // Nafoiko ho anao Ny zava-tsoa be, Mba hanatonanao Ny Raiko lehibe ! // Ka dia mba inona ..sns. // Izaho Tomponao Nijaly mafy re, Hanafaka anao, Mpanota lehibe ! // Ka dia mba inona ..sns. // Ny vonjy lehibe Nataoko ho anao, Ny rako nitete Handio ny otanao ! // Ka dia mba inona ..sns. // Jesosy Tompo ô ! Izao no teniko : Atolotro Anao Ny aiko sy ny fo ! // Izany no isaorako Anao Mpamonjiko ! // Ny foko raisonao, Oneno hatretý, Ataovy lapanao Na eto na arý ! // Dia tano aho, Tompo ô, Mba ho fanananao ! //Break Thou the bread/ Sherwin/ All Souls tʿạl wạrtfʿ wsṭynạ Обнови لسه ليك ناس Kutlayacağım Rabbimizi تعليق 2 Aw Pathien Na Min Lien Hen Sang Kristus T'lah Bangkit శుభవేళ స్తోత్రబలి - తండ్రీ దేవా నీకేనయ్యా Zaza sambatra tokoa
Song not available - connect to internet to try again?