Ny Alahady andronao, Jeso Tompo masina ô ! Fotoana nitsangananao, Ka maminay mpianatrao. Anio, mivory izahay, Tahaka ireo mpianatrao ; Ka enga anie ho hitanay Ny hazavan'ny tavanao. Omeo anay, omeo indray Ny herin'ny Fanahinao ; Havaozy ao anatinay 'Lay Pentekosta fahizay.Худо Менинг Раббим Puji Tuhan, Pujilah Namanya I czemuż wciąż zwlekasz Եհովա Հայրս, Իմ Երաշխավորն Ես Duba, Yesu Yana Zuwa Рəббимдир Мəним Ҝүҹүм Choď, nádhernú zvesť hlásaj Blessed Be Your Name Praise song Înc-un an s-a scurs acum
Song not available - connect to internet to try again?