Ny androm-pahasoavana Maneho zava-baovao ; Mahazo fahasambarana Izao tontolo izao. Ravoravo ny efitra maina Mbamin'ny tany karankaina ; He, torina ny teny soa, Ka dia afaka avokoa Ny olom-bery maniry ho velona. Ka miandrandra ny lanitra Ny malahelo izao ; Mihoby izy fa sambatra Nahazo aina vaovao. He, vahàna ireo migadra, Afaka ny midradradradra, Mitsambikina ny mandringa, Faingana izy sady kinga, Ary mihoby ny lelan'ny moana. Ny very no tadiavina Mba hody amin'ny Ray ; Ny maty dia velomina Ka ravo mandrakizay, Izy dia mifady ny ota, Noho ny lova tsy ho tonta, Sady manaraka Azy Tompo, Izay voaeso sy voahombo, Amabara-podiny any an-danitra.qrạry Буду петь, прославлять, ạ̉nt ạlgẖạly Исога бер сен ташвишларингни صوت عرس اتٍ وراجع لك Վեր Կաց Твоя, не моя път ktạbẗ klmạt trnymẗ - ạljzʾ ạlrạbʿ Padre
Song not available - connect to internet to try again?