Ny andron'ny fahasoavana Miposaka ho antsika Manerana izao tontolo izao, Ny tarany efa hita, Ka ravo ny olombelona, Fa lasa ny alintsika. Niova terý ny alina, Fa teraka ny Mpamonjy, Mamiratra re ny lanitra, Miseho izao ny vonjy, Ka lasa tokoa ny aizina, Mihoby ny voavonjy. Na dia ho nahay nihira re Ny hazo an-ala rehetra, Ka afa-mikalo ny ravina Hidera ny Avo indrindra, Tsy ampy ho fanandratana Ny Tompon'ny ain-drehetra. Ny feon'ny olonao izao Misandratra, ry Jehovah, Hidera ny fitiavanao Sy ny indrafonao soa Niaro ny fiangonanao Hatramin'ny fahagola. Ho an'ny tanindrazanay Izahay re, ry Ray Tsitoha, Ka hiditra ao an-tranon-dRay Nomanin'Ilay Mpialoha ; Ny olonao dia ho tafaray Hidera Anao tokoa !pāi pāi shǒu wǒ men chàng hā lì lù yà Тагзым эдиҗи йүрек Махаббатың қандай ғажап تعالوا تعالوا يا تعابى hạ hy ạlậlạt Bada occhio El paso apresurad Seigneur, tu donnes ta grâce Alt for Jesus ดั่งผู้หญิงคนนั้น ดั่งผู้หญิง
Song not available - connect to internet to try again?