Ny andronay mandalo Lany foana taminay ; Ny mandrakizay no hatoninay, Nefa adala izahay. Ry mpanota, ifony ny helokao, Fa Jeso tia anao Mba tsy ho very mandrakizay, // Avoty ny ainao // Ny fiadanan-dratsy No mba manadala anay Hijanona foana atý izao Hanadino ny Rainay, Mba hevero ry olon-ko faty e ! Tsy ela no etý ; Tsarovinao fa hody tokoa ; // Antsoiny hianao // Ny taninay havela, Mpivahiny izahay ; Tsy maintsy hiainga hiala atý Any no hodianay. Tsara sady mazava Ny tranonao, Miomàna, fa hankao ; Tazano, fa mivoha izao ; // Midira hianao //Небеса Unknown Մեր Տերը Հաղթել է Келгин, Ыйык Рух келгин Dunyoda barcha xalqlar По жутким ужасным тропам When I see the beauty RAB TANRI BUYURDU Отец Сын и Дух Святой Далече в обора
Song not available - connect to internet to try again?