Ny feonay rehetra izao Dia entinay midera Anao, Ry Andriananaharinay ! Na ambany aza izahay, // Dia tianao // Ry Andriananaharinay ! Ny andronay rehetra izao Dia entinay manoa Anao, Ry Tompo sy Mpanjakanay ! Satria izao dia fantatray // Fa tianao // Ry Tompo sy Mpanjakanay ! Ny hevitray rehetra izao Dia enti-mankalaza Anao, Ry Tompo Mpanasoa anay ! Mpitahy ny fanahinay, // Fa tianao // Ry Tompo Mpanasoa anay ! Ny herinay rehetra izao Dia iasanay ho Anao, Ry Aronay sy Tanjakay ! Miezaka tokoa izahay, // Fa tianao // Ry Aronay sy Tanjakay ! Rehefa alainao izahay, Ka tapitra ny andronay, Hamantana any Aminao Izahay arý an-danitrao, // Fa tianao // Hamantana any Aminao.Dios al mundo amó Hinna Thiengtho Siempa. إنني ربي عارف ذنبي O holy night wlạ kạn ly wjwd يسوع حررنا Ich bin entschieden zu folgen Ей Якуб'ун Танръсъ ạ̉kẖṭy fạ̉ftsẖ Я иду за Тобой
Song not available - connect to internet to try again?