Ny foko, ry Jehovah ô ! Mba ento ho Anao, Diovy ho fonenanao, Ho tsara sy vaovao. Fanahin'Andriamanitra ô ! Midína ato koa, Ovay ny saiko mba hadio Sy masina tokoa. Ny aiko no navotanao, Ry Jeso be fitia ! Mba hanompoako Anao, Ry Tompoko, avia ! Ry sofiko, mba mihainoa ! Ry maso, mijere ! Ry tongotra aman-tanako, Hajao ny Tompo e ! Ry tena sy fanahy koa ! Avia hankatò Ny tenin'ny Mpanavotra, Izay masina sy tò.Toto sú dni Eliáša Si môj chrám wǒ de dì xiōng jiě mèi ya Nie znałem Jezusa إن أصابتني التجارب Он живой Qudaı meıirimdi Oʻrningizdan turing Mba mifohaza re, henoy izao ạsmh smạ
Song not available - connect to internet to try again?