Ny hazo-fijalianao, Ry Jeso Tompo maminay, Dia an'izao tontolo izao Ka famonjena ho anay. Mivelatra eo ka hitanay Izany fitiavana ; Ka ampianaro izahay Ho be fitia toa Anao ! He ! latsaka eo ho avotray Ny ranao masina sy soa ; Ka mba sasao re izahay Ho olonao madio tokoa ! Voatolotra eo mba ho anay Ny famonjena vitanao ; Ka mba tariho izahay Handray ny fahasoavanao. Mamiratra eo ka tazanay Ny lanitra fonenanao ; Ka mba tantano izahay Ho mendrika ho mponina ao ! Ndrey, tena mahafinaritra Ny miara-monina aminao ; Ka ampio izahay hiaritra Ny hazo-fijalianao.Биз Бир Сунуйуз Let us pray for our children frḥ rby tʿlyq 10 yào cháng cháng xǐ lè bù zhù de dǎo gào Следуй Иисусу всё оставив Ей, възкръсна наший Спас Алилуя. Инанэрым Аллаха Consiglio O, miasto cudne, miasto cne
Song not available - connect to internet to try again?