Ny hirako izao, Ray be fitia, Ny ho akaikinao Bebe kokoa, Izay re no hirako, Mandra-pahafatiko ; // Akaikinao // Raha mba sarotra Ny diako Ka zary maizina Ny làlako, Ry Ray ! akaikinao No tian'ny zanakao : // Akaikinao // Ao no hiseho re Ny tohatra Mba hanatonako Ny lanitra, Anjely miantso ahy Akaikinao, ry Ray ! // Akaikinao // Ny fahoriana Sy loza koa, Raha eo anilanao Dia mody soa, Ka dia tano aho Ho ao akaikinao ; // Akaikinao // Na dia hilentika Ny androko, Ary izao hita izao Hilaozako, Mbola ho hirako Ry Andriamanitro ! // Akaikinao //Иисус мой царь Arise and shine Рәббим Әйса Мәсиһ билән махтинимән CLING TO THE BIBLE إن فاض قلبي بالسلام โอ อิสราเอลจงรีบตื่นขึ้นเถิด Oltár ạ̉mạ ʿnk ln ạ̉ḥyd ậty ạ̹lyk yạ yswʿy JESUH, KAN DAWT
Song not available - connect to internet to try again?