Ny hiran'ny lanitra Tsara tokoa Sy mahafinaritra, re ! Henoy izany feon'ny olona maro izay faly tokoa mihira hoe : (Feo 1) Haleloia, Amen ! Haleloia, Amen ! Haleloia, Amen ! Haleloia, Amen ! (Feo 2) Ny dera aman-daza, sy hery anie Ho Anao, ry Zanak'ondry ! Ny dera aman-daza, sy hery anie Ho Anao, Anao, Amen ! Toy ny feon'ny rano mahery ny hira ataon'ny tra-bonjy arý ; Manerana ny lanitra ny fiderany, Fa vita ny adiny mafy tatý, Haleloia, Amen ! ..sns. Ny dera aman-daza, ..sns. Tsy mety mangina ny hiran'ny lanitra Velona mandrakizay ! Endrey ny fihaonana any an-danitra sy ny fiainana mandrakizay ! Haleloia, Amen ! ..sns. Ny dera aman-daza, ..sns.ВЕЧЕРЯЙ С МЕН WORTHY TO PRAISE Благодаря 하나님은 우리의 피난처가 되시며 Соғиндим Сени سەن كۇشتىسىڭ Если мир падет вдруг Koy Caê Xora Rawurze Geldi Dünyaya Bu Amaçla Иса берди халас болмагы маңа
Song not available - connect to internet to try again?