Ny lanitra ao ambony ao, // Andriamanitra ô ! Izay rehetra vitanao Dia mahagaga anay. (in-3) // Ny volana aman-kitana, // Ny masoandro koa, Ny tany aman-danitra, Mitory avokoa. (in-3) // Ny andro amana alina, // Milaza aminay Fa hendry Andriamanitra, Jehovah Tomponay. (in-3) // Ny tenanay, fanahy koa, // Dia avy taminao Ka mampiseho tsara koa Ny voninahitrao. (in-3) // Izay rehetra vitanao, // Atý sy any koa Miara mankalaza Anao Fa Tompony tokoa. (in-3) //اشفيني Yaklaşırım Sana Ден след ден Chvalte Boha všecky děti světa Ruhdir meni أنت عظيم إله قدير Il vient, il vient! Con Mis Labios Al que es Digno Wait on you
Song not available - connect to internet to try again?