Ny lanitra sokafinao, Midìna, ry Mahery ! Ampisehoy ny sandrinao, Ry Tompo manan-kery ! He! manakora izao Ny fahavalonao, Ka maro no mandà Ny afo masina Narehitrao, ry Jeso. O, ry Mpitia olona, Mpanjaka voahombo ! Ny teninao dia velona, Mahery sy mitombo ; Ampahafantaronao Izao tontolo izao, Fa tsy mba foana Ny ranao masina Nalatsakao fahiny. Mba ampiraiso hina re Ny olom-boafidy, Ka akambano mafy e, Fa lova sarobidy, Ny fitiavana Madio sy marina No aoka hanavao Ny fiangonanao, Handraisanao ny dera. Ny Nosinay, ny tranonay, Ny vava aman-tsainay, Dia samy mba havaozinao, Ry fototry ny ainay ! Ampiononinao Ny manina Anao ! Avia, ka mamonje, Avia, mampandrese Ny olonao mahantra.طوباكِ طوباكِ lạbd ywmạaⁿ tnthy Tilalǵysh bolsam Müqəddəs məskənində Гелин, гелин сиз беним олун 人的一生 ạ̉nạ ʿạysẖ fy̱ ạlflk Тебе Одному تعليق 3 Даже если я по долине тени смертной пойду
Song not available - connect to internet to try again?