Ny lapan'Andriamanitra No ivorian'olona Tsy omby alinalina, Izay madio sy masina. Izao firenen-drehetra izao Dia samy afaka hankao ; Tsy fomban'Andriamanitra Hizaha tavan'olona. Ireny no naharitra Ny hazo fijaliana, Na dia nanao ny henatra Ho zava-tsinontsinona. Endrey, ny hafaliany ! Mazava ny tarehiny ; Fafàn'Andriamanitra Ny ranomaso latsaka. Ataony ao ny hira vao Hoe : " Voavono Hianao ; Ny ranao, Zanakondrinay ! No nanavotanao anay " Ry Jeso ô Mpanavotra ! Izaho dia milatsaka Ho isan'ny mpanomponao Manaraka ny dianao.Ha jön az Úr ạmktẖ mʿy yạ sydy Kam by som šiel Օրհնե Տերը, Ով Իմ Անձը Were Were Pojďte ke Mně všichni wǒ men yīn xìn shén de ér zi Kiež sa Božia milosť z neba Quam dilects / We Love the Place mny̱ qrybẗ
Song not available - connect to internet to try again?