Ny latabatrao, ry Jeso ! Dia atrehinay izao ; Ny fanahinay vokiso Amin'ny fitianao. Tsy nitady zo sy laza Hianao, ry Tomponay ! Foinao ny ainao aza Nanavotanao anay. Jeso ô ! ny ranao soa No nataonao avotray, Mba hanafaka avokoa Izay tsy mahadio anay. Manomeza mofon'aina Tompo ô ! ho tanjakay ; Mihainoa ny mitaraina, Mamalia ny hatakay. Ny fanahinay ry Tompo ! Raiso, fa atolotray ; Faly izahay hanompo Sy hanao ny sitrakao.ʿmq mʿrfty fyk ВЪЗКАЧИ СЕ НА ПРЕСТОЛА Как может быть? Иса, Гьосюн Алтън Кушакла Кушанмъш Otče, Teba chválim День Господен наступает Сега ще Го хвалим Больше всех имен Күйләймән Сени Әке, түсінер жанымды Сен ғана
Song not available - connect to internet to try again?