Ry Zanakondry ô, Mpisolo ny mpanota ! Mamindrà fo aminay ! Ry Zanakondry ô, Mpisolo ny mpanota ! Mamindrà fo aminay ! Ry Zanakondry ô Mpisolo ny mpanota ! Omeo anay ny fiadananao ! Tompo ô, mba miantrà ! Mamelà re, ny helokay Niara nanota izahay tamin- drazanay Ka tsy madio, fa ratsy ny toetray ! Ry Tompo ô, aza ataonao aminay Araka ny fahotanay Ka aza averina aminay ny helokay ! Henoy ny hatakay, Ka raisonao fifonanay ! Amen !mwsyqy - ạstyqẓy̱ قینچیلیقلارینگ ایچینده Семья O Lord Jesus come to me Кем унда? تعليق 3 - ثمر شفاه 1 nsjd lk yạ ậbạ ạlậb Севирем сени Иса Saint est le Seigneur UMUDUNU RAB'BE BAĞLA
Song not available - connect to internet to try again?