Ry Mpamonjy be fitia No miantso hoe: Avia ! Ry mahantra, raiso izao Famonjena ho anao. Hoy ny Tompo : Ry mpanota, Manatòna, fa ny ota Voavela, anaka Afaka ny helokao. Teny mamy, re izany, Faly ireo mitomany, Ka araho hatrizao, Dia ho sambatra hianao. Ry Jesosy, Izay Mpiantra, Izaho ory sy mahantra, Ka ampio aho izao Fa Mpamonjy Hianao ! Efa azoko ny teny Ka hazoniko ireny ; Hianao, Jesosy ô, Ampy hiankianako.Keď mám pred očami Tvoju tvár Yağışın yağsın This is the way we wash our clothes/ Here we go 'round the Mulberry Bush El amor de Dios, cuán grande es Tapınalım tapınalım Нур порласин Жашоодон үмүттөнөр эмнем бар Rab İsa Düsünürüm Çarmıhını Kde Kristus kraluje تعال بيننا أقم عندنا
Song not available - connect to internet to try again?