Ny Mpamonjy no mitady Fihavanana aminao ; Izy no manambitamby Hanatonanao izao ; Sao manjary fandatsana Ny fifonana aminao, Ka ny mety, mihavàna Amin'ny Mpamonjy izao. Dieny misy hafanana Ka mangoraka ny fo, Manatòna ny Mpamonjy Sao dia mangatsiaka indray Izao no andro famonjena, Ka vonjeo sao neninao ; Ry mpanota, miverena Izao ankehitriny izao. Sao ity no toriteny Fara-fanasana anao ; Sao anio no fotoana Fara-fahavelomanao : Ka aza mba misalasala, Sao manjary neninao, Raha tsy mety mahalala Izao fotoana mety izao. Indrisy ! be ny fahotako, Be ny ratsy vitako ; Sao tsy raisin'ny Mpamonjy Ny mpanota tahaka izao ? Miverena, fa ny rany Ampy hahadio anao ; Manatona hosasany Izao ankehitriny izao.ạlḥb ạlạ̉bdy ما هي حياتك يا خاطي Dara Tulǵa! Bul álemnen bıiksiń! ạ̉kẖtạr ạlʿsẖrẗ mʿạk Resa assoluta Niechaj w sercach radość płonie yạlly ạ̉mạmk ḥyạty Прости за то что дни уходят Az Úr a te oltalmad Du hast mich vom Tod errettet
Song not available - connect to internet to try again?