Ny ony tsy miato, fa mitady Ny ranomasina ihaviany ; Ka toy izany koa ny fanahy Mitady ny Andriamaniny, Andriananahary No Tompoko nahary Ny faniriako, Izay mitady Azy, ka manary Izay misakana ny diako. Izay midongy sy mirehareha Tsy hahatratra ny Edenany ; Lomorina ny rano tsy mandeha, Ka samba ao am-pijanonany ; Ka toy izany koa : Ho samba avokoa Izay mijanona, Ka tsy manatona ny Tompo soa Izay mitahy sy mamelona. Tsy misy zavatra atý an-tany Mahafa-po ny faniriako ; Vahiny aho eto ka mankany An-danitra izay fodiako. Ny Tompoko malala Ho avy hampiala Ny olony atý ; Izaho dia tsy misalasala Hanaraka ny Tompo ho arý.rby ạ̉nt lltʿạby̱ Kaloming Кудай сүйөт бизди, сени да, мени да zhǔ wǒ men jìng bài nǐ Rabb, mening Chopanimdur, xechkimdan qurqmayman Ya Yesus, Tebuslah Seg'nap Dosaku ạ̉zmh hạʿdyhạ Czemuż dusza twoja lgnie Pan Bóg jest moim Pasterzem Бог мир так возлюбил
Song not available - connect to internet to try again?