Ny Paradisa an-tany Tsy misy re izany ! Ny hazon'aina very, Fa tsilo be no ao ! Ry foko, aza kivy, Fa ao ny tany soa, Ny Paradisa hisy, Ry foko, andrandrao ! Tsy misy ory any, Fa tretrika avokoa, Afaka ady ka mihoby, Misy hazon'aina ao ! Mandrahona ny ady, Mirehitra sahady, Fa be ny fahavalo Mamely ahy izao, Ry foko, aza kivy, ..sns. Ny eso, latsa, ratra, Matetika mihatra Tsaroako avaly Ny asa vitako. Ry foko, aza kivy, ..sns. Miferinaina eto, Tomany sy misento ; Indrisy ! ory aho, Vonjeo, Tompo ô ! Ry foko, aza kivy, ..sns.Во Христе родившийся для битв bjdd ʿhdy Любви не бывает без встречи Swój wierny obraz Panie Мы увидели друг друга Вот ночь уж наступила مجداً لاسمك انا كنت بعيد أنا محتاج أتغطى بدمك Ocko náš
Song not available - connect to internet to try again?