Ny perla madio, ny perla vaovao No tonga hampanan-karena ny very, Ny perla madio katsaho izao ; Ario ny ota, izay mahavery ; Tapaho ny gadra, izay mahamay, Fa sao ho anjaranao mandrakizay. Ny ota nataonao, ry havana e, Miteraka gadra, izay mahafaty ; Kanefa ny maro miezaka re, Hahazo ny voan'ny ota, ka maty ; Reseo ny ota, reseo izao, Katsaho indrindra ny perla vaovao Avia, mpanota, faingàna izao, Faingàna ka dia hahazo hijery Ny perla madio, ny perla vaovao, Izay tonga hampanan-karena ny very. Ry Jeso, Izay perla madio vaovao, Avia hampanan-karena izao !Mentre mi colori dentro wǎng shì yōu yōu Ježiš ty si môj Ježiš mwsyqy̱ قصة الحب العجيب wǒ tīng dào le yuǎn fāng de hū shēng Раб Чобанъмдър, Ексиим Олмаз Cerul si pamanatul in cantec rasuna بمراحم الرب أغنى ميدلي 2
Song not available - connect to internet to try again?