Ny ran'ny Zanakondry latsaka Namelona ahy tany Golgota, Ka io no tena vatofantsika Maharitra ny tafio-drivotra. Raha voaratra noho ny otako, Ka lany foana ny heriko, Ny rany masina nalatsaka No nahitako fahasitranana. Izao hira vao izao no mamiko, Ka tonga tsy misaraka amiko Ny ran'ny Zanakondry no mahay Manavotra ahy mba ho an'ny Ray. Raha ketraka sy kivy re ny fo, Velomiko indray ny hirako Ny amin'ny Jesosy sy ny rà Ka afaka erý ny tahotra.mạtʿlmtsẖ ạ̉ʿysẖ wạnạ kẖạyf Сионда Шејпур Чалыр Мы ждём любовь Твою Сен келсанг қалбимга Փայլեցրու Երեսը Քո Ако съм аз Христов войник Chi dimora Dobrý Jangan Takut ạ̉nạ ạ̉yḍaⁿạ
Song not available - connect to internet to try again?