(Maintimolaly) Ny ratsy efa tiako, Tsy tahotro, tsy henatro Fa zava-bao no hitako : Te-hijery izany aho. Ao ny hazo fijaliana Ao ny Tompo efa maty : Izy no nijery ahy Tsy tezitra, fa niantra. Hoy ny fijeriny ahy « Hianao mamono Ahy » Dia hitako mahantra aho Ny heloko namono Azy. Aiza no handosirako 'Ndrao hidiran-doza aho ? Iza no hamonjy ahy, Feno ota, feno loto ? Nijery ahy indray Izy : « Avelako ny helokao Fa ny ràko no manadio Hahazoanao fiainana ». Maty Kristy, be ny ota, Maty i Jeso ! be fitia. Faly malahelo aho, Sambatra, manana ody aina.Już bez zakonu szczęśliwe życie دم يسوع يطهرني Si Dios es por nosotros Любви и силы Пәқәт бизгә Сәнла Рәб La viuda dio lo que tenía Тазартты мені Je ne sais pourquoi dans sa grâce Thisan In! 52 Adını Övüyorum
Song not available - connect to internet to try again?